Canalblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
Publicité
Prisma Canal International
Pages
Derniers commentaires
Archives
22 mars 2009

Madagascar: Des militaires donnent 7 jours à Andry Rajoelina pour quitter le pouvoir

Militaires_Malgaches2103092« Nous demandons à Andry Rajoelina et Ratsirahonana de quitter sans condition le pouvoir. Ils ont une semaine de se décider » pouvons- nous lire en substance dans un communiqué signé par un groupe  de militaires de la Base Aéronavale d’Ivato (BANI) et du Premier Régiment de la Force d’Intervention (1e RFI) d’Ivato. Ces derniers ont ordonné à Andry Rajoelina de quitter le pouvoir dans les sept jours à compter du 18 mars, date à laquelle la Haute Cour Constitutionnelle a légalisé son investiture en tant que président de Madagascar.   

Lire l'article

Publicité
Commentaires
F
N'inona N'inona ataon'ny Manampahaizana eran'izao tontolo izao sy heverin'izy ireo hamahana ny olana ny Malagasy dia fantatro fa Andriamanitra no tompon'ny teny farany an'i Madagascar fa tsy misy fahaizan'olombelona ho tanteraka izany eto satria i Madagasikara dia efa Andriamanitra mihitsy no MAMONJY azy ankehitriny.<br /> Ny vahiny mitady hampiasa hery dia mety ho voaozona izany firenena izany; aoka ny malagasy samy malagasy no hamaha ny olana amin'ny alalan'i Jesosy Kristy.<br /> AOKA TENA AO AMPONTSIKA MALAGASY NY TANINDAZANTSIKA FA TSY ATAON'NY FIRENENA HAFA FITAOVANA HANGALANA TOMBOTSOA HO AZY MANOKANA KA MAHATONGA AZY HIARO NY ANDANINY NA NY ANKILANY,NA I ANDRY NA I MARC RAVALOMANANA DIA SAMY MISY FIRENENA MIARO AZY IREO MBA HIAROVANY NY TOMBOTSOANY.<br /> AOKA HANDINIKA NY TANORA MALAGASY REHETRA KA SAHIA MIJORO FA IANAREO NO HO AVIN'ITY FIRENENA ITY, MIHARIHARY IZAO FA IADIVAN'NY FIRENENA REHETRA I MADAGASIKARA MBA HO VIDINY AMIN'IZAY ITIAVANY AZY AMIN'NY ALALAN'NY FANAMBAZANA IREO MPITONDRA NO HANATANTERAHANY IZANY.
Répondre
Prisma Canal International
Publicité
Prisma Canal International
Newsletter
Visiteurs
Depuis la création 701 281
Publicité